Ilanivato-Boriboritany Faha-4: Tsy afa-bela amin’ny rano ny mponina

  • mardi, 15 janvier 2019 13:10
  • Britto

Vao mirotsaka ny orana dia sahirana amin’ny fivezivezena ny mponina ety Ilanivato-Boriboritany Faha-4 Antananarivo renivohitra, satria dia mandifotra ny arabe ny rano, vokatry ny fahatsentsenan’ny tatatra, fanorenena tsy manara-dalàna.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.