Fizahantany: Sambo vaventy iray mitondra mpizahatany 150 isa

  • lundi, 14 janvier 2019 15:02
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Morondava

Avy any Tolagnaro ity sambo lehibe na « paquebot » ity, ary nigadona teto Morondava androany tamin’iny enina ora maraina. Hitsidika ny alan’ny Kirindy sy Allée des Baobabs ireto mpizahatany ireto, izay teratany amerikana ny ankamaroany, fa misy Frantsay sy Sinoa.

Iray andro ihany no haharetan’ny dian’izy ireo eto Morondava.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.