Morondava: Mpiasan’ny Radio Fanasina, naratra notafihin’ny jiolahy mitam-piadiana

  • lundi, 14 janvier 2019 14:54
  • Zakaria
  • Sary Gasypatriote Morondava

Lehilahy iray, mpanentana fandaharana « Ino koa ro tagny » ao amin’ny Radio Fanasina (Don Bosco) eto Morondava no naratra voafira famaky. Nisy jiolahy nanafika tao an-tranony tao Bemanonga alina. Lasa tamin’izany ny firavaka volamena sy ny vola tao an-trano.

Anjakan’ny tsy fandriampahalemana ao amin’ity Kaominina Bemanonga ity tato ho ato.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.