Toetr'andro: Tsy hisy fiforonana rivodoza ato anatin'ny telo andro ho avy

  • lundi, 14 janvier 2019 10:03
  • Britto

Hiatona kely ihany koa ny rotsak'orana eto Analamanga ny alatsinainy sy talata araka ny tombana nataon'ny sampana mpamantatra ny toetr'andro.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.