Fahasalamana: Hanomboka anio alatsinainy ny hetsika fanaovam-baksiny faobe fanefitry ny kitrotro

  • lundi, 14 janvier 2019 10:03
  • Britto

Haharitra dimy andro, 14-18 janoary, ny fanaovam-baksiny faobe fanefitry ny kitrotro ho an'ny zaza 9 volana hatramin'ny 9 taona.

Distrika miisa 25 no hanatanterahana izany amin'izao fiandohana izao. Hiitatra amin'ny Distrika hafa amin'ny febroary sy martsa.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.