Isoanala-Betroka: Mpiasan’ny minisiteran’ny tontolo iainana nisy naka an-keriny

  • samedi, 12 janvier 2019 12:47
  • Britto

Nitaky 12 tapitrisa Ariary ireo mpaka an-keriny ho tambin’ny famotsorana ilay mpiasam-panjakana tamin'ity herinandro ity. Naloan’ny fianakaviany ny vola nanavotana ny ainy. Taorian’io fandoavam-bola io vao nahafantatra ny zava-nitranga ny Zandary.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.