Aretina kitrotro : Tonga any Brickavillle sy Mahanoro

  • jeudi, 10 janvier 2019 14:09
  • Zakaria

Mitombo isa isan’andro ny zaza voan’ny kitrotro miditra hopitaly eto Toamasina. Efa tafakatra 13 ireo namoy ny aina ary amin’izao efa tonga any Brickavillle sy Mahanoro ity aretina kitrotro ity.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.