Marc Ravalomanana: Miarahaba ny Filoha vaovao Andry Rajoelina

  • mercredi, 09 janvier 2019 20:22
  • Britto

Misaotra ireo rehetra nanome tanana azy.
Miantso ny rehetra ho tony ary ampangina ny fifanenjehana sy fifanaratsiana, hirosoana amin'ny tena fampandrosoana ny Firenena.
Mitaky ny amoahana ireo voafonja tsy ara-drariny.

https://www.youtube.com/watch?v=0h4i-GYW26o&feature=youtu.be&fbclid=IwAR3oydXcxyyuQ819tIYzvS6Je7er726S74UWMlTSQvnvFKSfb7MUr0xGu3E

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.