Harry Laurent Rahajason: Atao fanadihadiana eny amin’ny Toby Ratsimandrava

  • mercredi, 09 janvier 2019 17:05
  • Britto

Isan’ireo olona notorian’ny Primatiora teny amin’ny Fampanoavana ity minisitry ny serasera sy ny fifandraisana amin’ny andrimpanjakana teo aloha ity, ary namoahan’ny ministeran’ny Atitany fandraràna tsy mahazo mivoaka an’i Madagasikara.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.