Ambohidahy : Nesorina ny seza iray natokana ho an’ireo lehiben’ny Andrimpanjakana

  • mardi, 08 janvier 2019 15:02
  • Britto
  • Sary nindramina

Ny filohan’ny Antenimierandoholona mpisolo toerana Randriambololona Mananjara sy ny filohan’ny Antenimieram-pirenena Rakotomamonjy Jean Max no mipetraka amin’ny seza roa manelanelana ireo kandida roa Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana, ombam-bady avy.

Nesorina ny seza iray, tokony hitoeran’ny praiminisitra lehiben’ny governemanta Ntsay Christian.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.