Akorondrano: May tsy nisy azo noraisina ny foibe fanaovan-gazety sy Radio Télévision RLM - On Air

  • lundi, 07 janvier 2019 15:50
  • Tigre
  • Sary nindramina

Ny alin'ny alahady hifoha alatsinainy androany 07 janoary, dia rotiky ny afo tanteraka ny immeuble STOI Ankorondrano, foibe fanaovana gazety RLM COMMUNICATION, izay ahitana ny Ligne de Mire, Triatra, La Dépêche de Madagascar, LaChasseInfo.com, 24h Mada, ary ny On Air Tv/Radio.

Tsy fantatra hatreto ny niavian'ny afo.

Mamelona fianakaviana mpanao gazety aman-jatony ity orin'asa serasera ity.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.