Anosibe-Antananarivo: Nisy nandoro ny biraon’ny tsena

  • lundi, 07 janvier 2019 12:42
  • Britto
  • Sary nindramina

Ny alahady 6 janoary misasak’alina tany no niandoha ny afo, saingy nalaky voafehy tsy niitatra tamin'ny tsena be.

Nahitana « bidon »n-dasantsy, lahin’afo (mèche) ary taratasy nalahatra hitarika afo tao amin’ilay birao. Tsy nisy akoson’aratra satria mandeha ny jiro ka niahiahiana fa fandoroana niniana natao izy ity. Ny trano rahateo nihidy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.