Iavoloha : Mandray fitenenana i Mananjara Randriambololona

  • lundi, 07 janvier 2019 11:32
  • Britto
  • Sary TVM

Ny filohan’ny Antenimierandoholona, mpisolo toerana, Mananjara Randriambololona no fahatelo mandray anjara fitenenana amin’ny lanonan’ny Asaramanitra tanterahina ity alatsinainy 7 janoary 2019 eny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.