Kianja 13 mey: Mikapokapoka vy eo amin'ny podium ireo Emmo

  • samedi, 05 janvier 2019 22:04
  • Tigre
  • Sary miafina nomena

Hita sy re zao alina zao fa mikapoka vy eo amin'ny podium ireo Emmo marobe. Feno andreo rahateo ny toerana, ka tsy hay mazava ny ataondreo, mandrava ny podium ve sa inona, tsy mahazo alaina sary rahateo.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.