Kianja 13 mey: Mitohy ny fisamborana ka miantso ireo mpitaky ny fahamarinana ireo mpitarika hihemotra aloha hiala ny kianja

  • mercredi, 02 janvier 2019 16:30
  • Tigre

Maro ireo naratra vokatry ny grenady mandatsa-dranomaso androany, ao ihany koa ireo voasambotra, ka dia naka fanapahan-kevitra ireo mpitarika ny hialana ny kianja ny 13 mey, ka hiomana amin'ny andrimasom-pokonolona isaky ny boriborin-tany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.