Kianja 13 mey: Eken'ny mpitondra ny hidirana ao raha tsy asiana écran géant

  • mercredi, 02 janvier 2019 14:13
  • Tigre

Efa nodonainana baomba mandatsa-dranomaso ny vahoaka marobe, maro ireo naratra, safotra, dia izao indray fa nivadi-dresaka ireo mpitondra ka nilaza fa azo hidirana indray ny kianja, fa tsy ekeny kosa ny ampiasana ny écran géant izay fitaovana ampisehoana ny marina amin'ny fifidianana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.