Kianja 13 mey: Enjehina isaky ny couloir ireo mpanao fihetsiketsehina mitady ny marina

  • mercredi, 02 janvier 2019 13:54
  • Tigre
  • Sary nomena

Tsy vitan'ny fanaparitahana no ataon'ireto mpampiasa baomba lakrimozenina, fa dia raikitra ny fanenjehana hatrany Antanimena, Andohanan'Analakely, totohobato, Tsaralalana. 

Ny olona mihamaro no tonga, ary tsy mihemotra.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.