Kianja 13 mey: Mitohy ny daroka grenady, tsy mihemotra ireo vahoaka marobe
- mercredi, 02 janvier 2019 12:40
- Tigre
- Sary nindramina
Raha somary nangina kely ny fanenjehan'ireo Emmo ireto vahoaka marobe mitaky ny fahamarinana amin'ny fifidianana, dia niverina nanapoaka grenady lakirimozenina ireo Emmo, tonga hatrany amin'ny totohobato.
(Jereo Sary Tohiny)
Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
View the embedded image gallery online at:
http://sobikamada.com/tselatra/item/17855-kianja-13-mey-mitohy-ny-daroka-grenady,-tsy-mihemotra-ireo-vahoaka-marobe.html#sigProGalleria48579e7450
http://sobikamada.com/tselatra/item/17855-kianja-13-mey-mitohy-ny-daroka-grenady,-tsy-mihemotra-ireo-vahoaka-marobe.html#sigProGalleria48579e7450
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.
Le code HTML n'est pas autorisé.