13 mey: Enjehan'ny EMMO eraky ny manodidina ireo mpitaky ny fahamarinana

  • mercredi, 02 janvier 2019 12:31
  • Tigre

Maro ireo EMMO no manala ilay écran géant 3 hampisehoana ny marina amin'ny halabato tamin'ny fifidianana, misy ihany koa ny manongotra sy mandrava ny estrade.

Ao kosa ireo manao hazalambo manenjika ireo vahoaka izay tsy mihemotra amin'ny grenady lakirimozenina.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.