Kianja 13 mey: Mitondra sainam-pirenena ireo olom-pirenena tonga hitaky ny marina amin’ny fifidianana

  • mercredi, 02 janvier 2019 11:48
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Hatramin'ny 11ora sy 40 dia mbola eny ivelan’ny « parvis » Lapan’ny Tanàna ireo mpitarika sy olom-pirenena tonga hiaro ny safidiny sy mitaky ny hamoahana ny marina tamin’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa.

Nametraka "écrans géants" roa eo amin'ny parvis ny mpikarakara ny hetsika, hamoahana ho hita ampahibemaso ny porofo manamarina fa nisy hosoka sy famadihana vokatra tamin'ny fifidianana notanterahina nanerana ny Nosy tamin'ny 19 desambra 2018.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.