Kianja 13 mey: Lasa ireo miaramila, milamina ny fitakiana ny marina

  • samedi, 29 décembre 2018 13:11
  • Tigre
  • Sary nindramina

Raha vao maraina dia tomefy mpitandro ny filaminana nandrara ny idirana teo amin'ny Kianja 13 mey, dia rehefa nandeha ny fifampiraharahana teo amin'ireo tompon'andraikitra, dia nahazo niditra ireto mpitaky ny fahamarinan'ny vokam-pifidianana.

Tsy nahazo nampiasa ny estrade kosa anefa izy ireo fa mbola nobahanan'ireo Emmo-Reg.
Nihamaro hatrany anefa ireo vahoaka tonga nameno ny kianja, ka dia niala teo ireo Miaramila sy Zandary.

Milamina tanteraka ny eo amin'ny kianjan'ny 13 mey amin'izao ary tsy mitsaha-mitombo ireo olona tonga eny an-toerana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.