Tafika: Consigné avokoa ireo camp rehetra

  • samedi, 29 décembre 2018 12:39
  • Tigre

Ho fihatrehana ny tampoka, dia nandray fanapahan-kevitra ny eo anivon'ny Tafika fa dia hiatrana avokoa ireo miaramila rehetra, ka dia mandray fepetra ny Chef de Corps samihafa ho consigné avokoa ny camp.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.