Nanisana: Afisy fake Marc - Hery

  • mercredi, 12 décembre 2018 15:06
  • Zakaria
  • Sary Gasypatriote

Tazana teny Nanisana, boriboritany faha 5 io maraina io, feno afisy namboamboarina ahitana ny sarin'i Kandida 25, Marc Ravalomanana sy ny Filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina.

Tsikaritra amin'izany ny fahadisoana tsipelina, ary ny filazana fa i Hery Rajaonarimampianina no atao Praiminisitra.
Efa fantatra anefa fa ny Filoha teo aloha Hery Rajaonarimampianina dia nilaza mazava fa hijanona ho Ray aman-dreny ary tsy hanohana na iza na iza.

Mampametram-panontaniana ny hoe, iza no andany vola be toy izao hametraka afisy fake, na dia mety ilaina aza ny fanohanana etsy sy eroa.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.