Ambatovinaky-Boriborintany II: Hoesorina ilay vatobe 15 taonina mandondona

  • mercredi, 12 décembre 2018 14:11
  • Zakaria

Trano enina no tandindomin-doza amin’ity vato mandondona efa ho 15 taonina eny Ambatovinaky-Boriborintany II, Antananarivo Renivohitra. Anio no hanatanterahana izany, ekipa hotarihin’ny BNGRC.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.