Ambatofahavalo-Antananarivo Atsimondrano: Raikitra rafitr’ady ireo mpanao propagandy

  • mercredi, 12 décembre 2018 13:50
  • Zakaria
  • Sary nindramina

Mbola teo ampanaovana fampielezankevitra ny mpanohana ny kandida Marc Ravalomanana, notarihin’ny depiote Tiako I Madagasikara Voahangy Raharimanarivo no nanao be fiavy ny mpomba ny kandida Andry Rajoelina nentin’ny fiara efatra, nampiakatra avo ny fanamafisam-peo nentin’izy ireo.

Tsy nanaiky izany vatravatra izany ny andaniny ary dia nifampitana teo. Nangoron’entana ireo mpomba ny kandida Andry Rajoelina taorian’izay.

(Jereo Sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.