Famotsoran-keloka: Fangatahana miisa 36 no voarain'ny Conseil du Fampihavanana Malagasy

  • mercredi, 05 décembre 2018 18:06
  • Britto

Ankoatra ireo 36 mangataka "amnistie" na.famotsoran-keloka ireo dia miisa 1300 eo koa ireo fangatahana fanonerana (réparation) noho ny raharaha nitranga teto Madagasikara hatramin'ny 2001 no mankaty.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.