Pastera Mailhol: Nisafidy ny tsy hanohana na iza na iza

  • vendredi, 30 novembre 2018 19:33
  • Tigre

Nanambara ity Kandida tafiditra laharahana faha 4 tamin'ny fifidianana ho Filoham-pirenena, fihodinana voalohany, fa tsy anohana an'izy roa voalohany hiatrika ny fihodinana faharoa.

Miantso kosa an'izy ireo hanaiky izay vokatry ny fifidianana eo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.