Ambatondrazaka: Tsy nandre fanambaran’ny HCC ny voka-pifidianana filoham-pirenena

  • jeudi, 29 novembre 2018 15:27
  • Britto

Tsy naheno ara-dalana ny voka-pifidianana ofisialy ny mponin’Ambatondrazaka noho ny fisian'ny delestazy tao anatin'ny fotoana namoahan’ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana (HCC) ny didim-pitsarana.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.