Boulevard Ratsimandrava Soanierana (RN7): Taxi-be zotra F nitsikasina tao anaty arabe

  • jeudi, 29 novembre 2018 14:00
  • Britto
  • Sary Gasypatriote

Olana ara-teknika teo amin'ny familiana no voalaza fa nitarika ny loza. Nitondra mpandeha hiazo an'Ambohijanaka ity taxi-be ity no izao tra-doza izao, maro ireo mpandeha tao anatiny naratra.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.