Sisin-tany Meksikanina: Miatrana ny vavabasy amerikanina

  • lundi, 26 novembre 2018 14:35
  • Tigre
  • Sary nindramina

Miisa 5000 eo ireo mpifindra monina niara-nirohitra hiditra ny sisin-tanin'ny Meksika hiazo an'ny Amerika.

Nirefotra ny baomba mandatsa-dranomaso avy amin'ny Meksikanina mpiandry sisin-tany.

Etsy ankilany kosa dia efa misy mpitandro filaminana sy miaramila amerikanina 7000 miandry izay tafaporotsaka amin'ny sisin-tany ka miditra ny faritra amerikanina.

Nilaza mazava ny Filoha amerikanina Donald Trump, anokatra ny vavabasy ary hitifitra izay mpifindra monina tsy ara-dalàna miditra ny faritra amerikanina.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.