Analalava: May ny biraon'ny Cisco sy ny TVM

  • dimanche, 25 novembre 2018 19:07
  • Britto

Nirefotra mafy ny varatra omaly hariva. Tapaka ny herinaratra. Nony niverina ny jiro dia niteraka akoson'aratra tao amin'ny biraon'ny Cisco sy ny TVM ka nitarika tamin'ny firehetana.

Tsy misy fiara mpamonjy voina eto an-toerana ka sarotra ny famonoana ny afo.

Nifanome tanàna ny mponina namoaka ny entana azo novonjena.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.