Vangaindrano: Tovolahy mamon-drongony namono olona 7, nandratra 12 hafa

  • dimanche, 25 novembre 2018 10:08
  • Britto

Ny alakamisy 22 novambra no nitrangan'ity loza ity tao amin'ny Kaominina Matanga. Nofirain'ilay tovolahy mamon-drongona tamin'ny antsy be avokoa izay rehetra nifanena taminy. Maty niharan'ny fitsaram-bahoaka ihany koa ilay nahavanon-doza.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.