Jean Ravelonarivo: Miantso ny rehetra hanaiky ny voka-pifidianana avoakan'ny HCC

  • jeudi, 22 novembre 2018 19:41
  • Britto
  • Sary Gasypatriote

Naneho ny heviny mikasika ny fifidianana filoham-pirenena tamin'ny 7 novambra 2018, ny kandida Jean Ravelonarivo. Nisy ny tsy fahatomombanana tamin'ny fikarakarana sy fikirakirana ny voka-pifidianana, na izany aza tsy nametraka fitoriana ny tenany. Apetraka amin'ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana (HCC) ny andraikitra hoy izy.

Miantso ny rehetra ho tony sy hanaiky izay voka-pifidianana havoakan'ny HCC eo ny tenany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.