Belo Tsiribihina: Nisy nanodinkodina ny tambinkaraman'ireo Sefo Fokontany tamin'ny fifidianana ?

  • jeudi, 22 novembre 2018 11:18
  • Britto
  • Sary nomena

Velon-taraina ireo Sefo Fokontany fa hatramin'izao tsy misitraka ny tambinkarama voafaritry ny lalàna homena azy ireo tamin'ny fanatontosana ny fifidianana filoham-pirenena notanterahina ny 7 novambra 2018.

Nandefa taratasy any amin'ny minisitry ny Atitany izy ireo ho fampahafantarana izany, sy mitaky ny hanomezana azy ireo ny valin-kasasarany.

(Jereo sary Tohiny)

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.