Fifidianana filoham-pirenena: Hivoaka ny 28 novambra ny vokatra ofisialy

  • mercredi, 21 novembre 2018 21:20
  • Tigre

Hotanterahin'ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana eo Ambohidahy, misy ny foibeny, amin'ny alarobia 28 novambra, amin'ny 10 Ora maraina ny lanonana ara-pitsarana hanambarana ofisialy ny voka-pifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany natao ny 7 novambra 2018.

 
 
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.