Claudine Razaimamonjy: Nohadihadiana teny amin'ny Bianco

  • mardi, 20 novembre 2018 19:43
  • Britto

Dosie mikasika tsenan'asam-panjakana teo anivon'ny ministeran'ny fahasalamana no nanadihadiana azy androany. Hatolotra ny Fampanoavana eo anivon'ny Pôle anti-corruption rahampitso alarobia 21 novambra ny antontan-taratasin'ady.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.