Fifidianana: Anio misasak'alina no fara-fandraisan'ny HCC fitoriana

  • mardi, 20 novembre 2018 08:01
  • Britto

48ora aorian'ny famoahan'ny CENI ny voka-pifidianana feno vonjimaika no fe-potoana omen'ny lalàna ireo manana olana mikasika ny fifidianana hametrahana fitoriana eny anivon'ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana (HCC).

Namoaka fanambarana ity farany omaly fa hikatona anio talata misasak'alina ny fandraisana ny fitoriana eny Ambohidahy.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.