Ambositra: Nanomboka androany ny Universiade andiany faha-4

  • lundi, 19 novembre 2018 20:22
  • Britto

Filaharam-be nanodidina ny tanàna nipaka teny amin'ny kianja IST Ambositra.

Hitohy hatramin'ny 24 novambra ny fifaninanana. Hampiavaka ity hetsika ity ny savik'omby hatao amin'ny zoma izao.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.