Lodsia: Hisokatra anio tolakandro hariva ny taom-piotazana 2018

  • lundi, 19 novembre 2018 08:21
  • Britto

Anio alatsinainy amin'ny 6ora hariva no handraisana ny voaloham-bokatra lodsia avy amin'ny faritra Atsinanana sy Analanjirofo, eny amin'ireo toeram-pandanjana.

Ho an'ny tsena anatiny kosa dia efa herinandro teo izao no tonga eto Antananarivo ny lodsia.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.