Morondava : Voasambotry ny Polisy ireo mpamono olona sy mpamaky trano

  • samedi, 17 novembre 2018 15:07
  • Britto
  • Sary Gasypatriote Morondava

Tsy vitan'ny mpandroba izy ireo fa mamono olona ihany koa. Lasibatr'izy ireo ny Fokontany Antsakoameloky, Namahora sy Tsimahavaobe.

Voasambotra hatramin'ny mpivarotra entana halatra. Niaiky ny helony izy ireo ary efa mpamerikeloka.

 

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.