Fifidianana : Nahemotry ny CENI amin'ny 6ora ny famoahany ny vokatra feno vonjimaika

  • samedi, 17 novembre 2018 14:52
  • Britto

Nandritra ny fivorian'ireo Mpikambana ao amin'ny birao foiben'ny CENI ny atoandro teo no nanapahan'izy ireo fa dia anio amin'ny enina ora hariva no hamoahany amin'ny fomba ofisialy ny voka-pifidianana feno vonjimaika ho an'ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany notanterahina ny 7 novambra 2018.

Eny amin'ny CENI foibe Alarobia no hanatanterahana izany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.