Résultat 16 novembre 2018 à 15h

  • vendredi, 16 novembre 2018 15:58
  • Tigre

Miakatra hatrany i 12, tsy ahitana fiovana firy intsony i 13 sy 25 na somary mihemotra aza, samy latsaky ny 40% raha 1 482 sisa ny BV tsy vita. Mitombo kosa ny elanelana eo amin'ny 13 sy 25, satria dia mitarika 226 637 ny vato azon'ny 13.

Ny tahan'ny fahavitrihin'ny mpifidy dia mijanona ho 54% hatrany, izany hoe eo amin'ny 5 353 343 no heverina fa tonga nifidy. Mila mahazo 50% + 1 amin'io anefa raha tiana ho lany 1er tour. Izany hoe mila mahazo 2 676 671. Izany hoe mila mahazo elanelam-bato 1 000 000 amin'ny kandida faharoa ny voalohany. Nefa efa vato 725 152 sisa no mbola hifampizaran'izy 36 kandida.

Arak'izany, tsy hisy fiovana firy intsony io vokatra io, fa dia i 13 sy 25 no hiditra 2e tour.

BV traités: 23370 / 24852 soit: 94.04%
Inscrits: 9244571 / 9913599
Suffrages exprimés: 4628191
Taux de participation: 54.04%

12= 8.84% (8.81% à 8h)
13= 39.53% (39.59% à 8h)
25= 34.63% (34.47% à 8h)

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.