Résultat 16 novembre 2018 à 08h

  • vendredi, 16 novembre 2018 10:14
  • Tigre

Miakatra moramora i 12, tsy ahitana fiovana firy intsony i 13 sy 25 na somary mihemotra aza, samy latsaky ny 40%, raha 2 172 sisa ny BV tsy vita, ny CENI moa dia milaza fa mahavita 3500 BV ao anatin'ny 1 andro.

Azo vinaniana ho vita androany izany io vokatra io, ary mety rahampitso no amoahan'ny CENI ny vokam-pifidianana vonjy maika, raha ny resaka nandeha hoe amin'ity faran'ity herin'andro ity.

BV traités: 20527 / 24852 soit: 82.60%
Inscrits: 8183346 / 9913599
Suffrages exprimés: 4090850
Taux de participation: 54%

12= 8.81%
13= 39.59%
25= 34.47%

 

Galerie d'images (Cliquer sur la photo)
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.