CENI Alarobia: Tonga avokoa ny voka-pifidianana avy amin'ny SRMV manerana ny Nosy

  • jeudi, 15 novembre 2018 13:51
  • Britto

Nanamafy izany tao amin'ny RNM ny filoha lefitry ny CENI, Rakotonarivo Thierry androany.

Biraom-pifidianana miisa dimy (05) hatreto no nanaovana "Procès verbal de carences" noho ny tsy fisian'ny latsa-bato tamin'ireo, araka ny nambarany hatrany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.