Lodsia: Hisokatra ny 19 novambra ny taom-piotazana aty Toamasina

  • mercredi, 14 novembre 2018 17:17
  • Britto

Amin'ny alatsinainy 19 novambra amin'ny 6ora hariva vao afaka miditra eto Toamasina ny lodsia.

Efa nisokatra omaly talata 13 novambra ny "Guichet unique" akana fahazoan-dalana, patanty sy andoavana ireo haba samihafa ho an'ireo mpanangombokatra, ary hifarana amin'ny sabotsy 17 novambra.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.