Tetibolam-panjakana 2019 : Manomboka ny asam-baomiera eny Tsimbazaza

  • mercredi, 14 novembre 2018 17:08
  • Britto

Raha ny tetiandro dia any amin'ny alarobia 21 novambra any no handalo vaomiera itambaram-be ny fandaniana ny tetibolam-panjakana 2019.

Atsasa-manila na 76, raha ny isan'ny depiote amin'izao, no fetrisa takiana amin'ny fandaniana azy.

Nandrasana teny Tsimbazaza anio ny minisitry ny vola fa tsy tonga, ka dia ahemotra rahampitso indray ny fanazavana savaranonando momba izany teti-bola izany.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.