Antsiranana: Mampijaly ny rano

  • mardi, 13 novembre 2018 22:07
  • Tigre

Fijaliana ny an'ny mponina eto an-drenivohitry ny faritra DIANA ny amin'ny rano fisotro amin'ny paompin'ny Jirama, efa andro maromaro izao.

Ho an-dry zareo ao amin'ny Cité Ouvrière izao dia mila miaritory raha te hahazo rano. Eo anelanelan'ny amin'ny 8 ora alina ka hatramin'ny 5 ora maraina no misy mitete ifamonjena.

 
 
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.