Fifidianana : Niala tsy hanara-maso ny vokatry ny CENI ny solotenan'ny kandida N°13

  • mardi, 13 novembre 2018 21:56
  • Tigre
  • Sary nomena

Samy manana mpikirakira informatika mihatrika sy manara-maso ny CENI ny kandida 13 sy 25.

Nanao fanambarana anefa ny solotenan'ny  kandida N°13 Andry Rajoelina fa tsy feno ny fepetra ahafahan'izy ireo manara-maso ny vokatry ny CENI, ka dia tsy matoky izany vokatra vonjy maika avoakan'ny CENI izany izy ireo, ary dia hiala an-daharana amin'izany fanara-maso izany. 

(Jereo Sary Tohiny)

 
 
 
Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.