CAN 2019: Nisinda ny tebitebin'ny mpitia kitra Malagasy

  • mardi, 13 novembre 2018 10:46
  • Britto

Afaka hiaro ny voninahitr'i Madagasikara amin'ny fiadiana ny tompondakan'i Afrika amin'ny baolina kitra CAN 2019 ny Barea araka ny fanapahan-kevitry ny FIFA ny 12 novambra teo.

Noravana araka io fanapahana io hatrany ny komity mpanatanteraky ny Federasiona Malagasy ny.baolina kitra, ka hisy vaomiera vonjimaika hajoro hikarakara ny fifidianana filohan'ny FMF hotanterahina alohan'ny 12 mey 2019.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.