Pesta: Namono olona 10 tao anatin'ny telo volana

  • mardi, 13 novembre 2018 10:45
  • Britto

Olona miisa 38 no voamarina fa voan'ny pesta teo anelanelan'ny 1 aogositra sy 6 novambra 2018 tamina Distrika miisa 12 eto Madagasikara.

Pesta aretin-tratra ny 6, pesta atodin-tarimo kosa ny 32.

Nindaosin'ny fahafatesana avokoa ireo voan'ny pesta aretin-tratra sy ny efatra tamin'ireo voan'ny pesta atodin-tarimo.

 

Laissez un commentaire
Assurez-vous d'indiquer les informations obligatoires (*).
Le code HTML n'est pas autorisé.